News - Nifin'Akanga
News
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
2 days ago
Nifin’Akanga

📌 Formation des activistes du mouvement Nifin'akanga de Fianarantsoa 🥰
Une belle journée de partage 🙂

👉 Nos actions pour la lutte contre les violences sur les femmes continuent 💪🙏♀️
... See MoreSee Less

Comment on Facebook

Bonjour J’ai pris connaissance de l’existence du mouvement nifin’akanga a Fianarantsoa que aujourd’hui mais j’aimerais vraiment beaucoup intégrer, vous prenez des retardataires ?

2 days ago
Nifin’Akanga

ITG. Aleo iarahantsika mahita ary hoe ilaina sa tsia
Aleo iarantsika mahita ihany koa hoe inona ary zany no ataon'ireo Député nanafina ary mbola manakana ilay tolodalàna tsy hiditra ho dinihina eny Tsimbazaza.Ilay Zaza 12 taona mitondra vohoka naolan'ny raikeliny

👉Efa nivoaka ny Hopitaly androany i VICTORIA kely , ilay zaza naolan'ny RAIKELINY ka MITONDRA VOHOKA.

👉Ny Fitaleavam-paritry Mponina Faritra Atsinanana no mandray an-tanana azy ka tsy naverina any Vatomandry izy fa mipetraka amin'ny mpiantsehatra Sosialy (intervenante Sociaux) eto Toamasina.

👉Ho fitandroana ny fahasalamany sy ho fiarovana azy no nametrahana azy eo ambany fanaraha-maso ny Fitaleavam-paritry ny mponina Atsinanana.
👉Nividianana jogging moa izy fa tena mangatsiaka ny andro ary hiarovana ny fahasalamany ihany koa

👉 RAHA MISY TE HANAMPY AZY SY HANOME ZAVATRA HO AZY DIA MANANTONA NY BUREAU NY POPULATION AKAIKIN'NY OMSI FA HO RAISINA AN-TANANDROA.

👉 Raha ny zava-misy moa dia afaka volana vitsivitsy dia hiteraka ity ZAZAKELY 12 TAONA ity ka izany no hanentanako antsika jiaby mamaky hoe ANDAO AMPIANTSIKA IZY .

( Lamas Victorien)
... See MoreSee Less

ITG. Aleo iarahantsika mahita ary hoe ilaina sa tsia
Aleo iarantsika mahita ihany koa hoe inona ary zany no ataonireo Député nanafina ary mbola manakana ilay tolodalàna tsy hiditra ho dinihina eny Tsimbazaza.

Comment on Facebook

Mon Dieu 😔😭

misy foana ny cas exeptionnel; fa tsy ny cas exceptionnel kosa angamba no i généralisena ny zavatra iray. ny cas exceptionnel afaka géréna d'une manière exceptionnelle ihany koa

Pourquoi publier la photo de cette jeune fille ????

ilay fandraràna ny famonoana zaza am-bohoka mihitsy vé no tena antony tsy nanatonan'izy ireo dokotera hono vao voaolana? sa raha nanatona dokotera izy tam zany de nolavina ny ITG hono fa natahotra higadra ny dokotera????? Maty io zaza 12 taona io raha esorina io zanany io e. Ateraka sisa azo atao am io fa aza entina anamarinana ny habibiana tadiavina ampanarahina lalàna ny cas-ny.

Fanampiana inona no omen'ny olona eo fa vavaka ny ho tahian'Andriamanitra anie no betsaka eo

Hivavaka ho azy angamba no ho ataon'i la sainte député 🥴

View more comments

3 days ago
Nifin’Akanga

On continue toujours l'hypocrisie sur L'ITG ? ... See MoreSee Less

On continue toujours lhypocrisie sur LITG ?Image attachment

Comment on Facebook

Tsy hay na ho tonga à terme io vohoka io 🥺 Tsy maintsy hididy io zazakely io rehefa hiteraka 😢 Teraka/ mampinono... Mitaiza= tsy mianatra intsony izany!!! Sarotra be na vis à vis ny any an-tsekoly... Zazakely moa ity izy fa, mba ahoana tokoa ny heviny?? Vonona hanan-janaka ve izy??? Mahonena!! Aleon'ny sasany mahita zaza teraka vokatry ny inceste sy viols toy izay mijery zay mahasoa an'ilay reniny...

Mais c'est connuuu les enfants de 12 ans qui sont violées deviennent automatiquement des adultes, tant pis pour elles, n'est-ce pas Aina Rafeno ? Après tout, c'est sa faute, si elle a perdu son innocence, elle ne compte plus. Et si elle survit à l'accouchement, elle devrait arrêter l'école pour trouver du travail pour s'occuper du gamin. Quel avenir pour elle et son enfant?

J’ai lu plusieurs articles au sujet de ce qui est arrivé à cette gamine - elle a l’air d’avoir 6 ans 😭😭😭 l’ITG est un réel sujet et c’est urgentissime - mais faudrait aussi parler de la prévention contre ces violences barbares.

Efa nivoaka ny hopitaly hono ilay zazakely bevohoka e ! Ny mpitondra fanjakana ny hanaramaso azy mandra-pahaterahany ! Matanjaka ilay tsy fitsinjovana ny ain'ny zazavavy/vehivavy nohon'ny fiatsaram-belatsihy. Aleo io zazakely bevohokan'ny raikeliny io hiteraka ny zaza vokatry ny fametavetana azy : grossesse incestueuse, zazakely 12 taona mety ho faty mitondra an'io vohoka io atr@ fiterahana. Aleo izay toy izay avotana ny ain'ilay zazakely. Tsy misy mahaolombelona azy ny mpiziriziry @ tranga mety hitondra any @ fahafatesana toy izao.

Tiako hipoitra daholo ireo contre rehetra n'y ITG tellement j'ai envi de leur foutre mon point dans la gueule.Aiza daholo izao izy mianakavy @zao cas izao? Bandes d'hypocrites va... 😒

View more comments

7 days ago
Nifin’Akanga

📌JOURNÉES DE DÉBATS CITOYENS à l'IFM

🔎Dans le cadre du cycle « Les droits des enfants malgaches à la lumière des droits internationaux »
🔺 PLAIDOYER CONTRE LE MARIAGE FORCÉ

👉Nos remerciements à tous les panelistes pour leurs interventions, à Maître Olivia Rajerison qui a représenté le mouvement Nifin’Akanga 🙏
👉Nous saluons particulièrement le positionnement du parti Ny Fireneko par rapport aux droits des femmes malgaches à disposer de leurs corps.
Dans ses interventions, le Président du parti, Paul Rabary a réaffirmé un programme libéral favorable au droit à l'interruption volontaire de grossesse (IVG) 🙏
"Il faut donner la possibilité aux femmes de se faire avorter si elles en ont besoin" Paul Rabary 💪🙂
... See MoreSee Less

📌JOURNÉES DE DÉBATS CITOYENS à lIFM 

🔎Dans le cadre du cycle « Les droits des enfants malgaches à la lumière des droits internationaux »
🔺 PLAIDOYER CONTRE LE MARIAGE FORCÉ 

👉Nos remerciements à tous les panelistes pour leurs interventions, à Maître Olivia Rajerison qui a représenté le mouvement Nifin’Akanga 🙏
👉Nous saluons particulièrement le positionnement du parti Ny Fireneko par rapport aux droits des femmes malgaches à disposer de leurs corps.
Dans ses interventions, le Président du parti, Paul Rabary  a réaffirmé un programme libéral favorable au droit à linterruption volontaire de grossesse (IVG) 🙏
 Il faut donner la possibilité aux femmes de se faire avorter si elles en ont besoin Paul Rabary 💪🙂
2 weeks ago
Nifin’Akanga

Tsy hitako intsony izay ambara 😱🙏🏽 Mialatsiny amin’ny tompony aloha voalohany indrindra tompoko fa hoentina hananarana kely ity cas ity. 😔Pardon mimi tu ne méritais pas ça.

Vous voyez ce petit chaton? Il a été violé par un homme. Oui oui un humain. Et ça l’a tué!!! De la Zoophilie pure et simple.

🛑VOUS ALLEZ ENCORE RIGOLER? Satria biby tsisy dikany? Allez-y je suis prête à bloquer des gens.
🛑VOUS ALLEZ ENCORE DIRE « sitrapony te ho molamola, te ho sexy »?

Mba tongava amizay saina.

Courage à sa maman. On est de tout cœur avec vous ❤️
... See MoreSee Less

Tsy hitako intsony izay ambara 😱

Comment on Facebook

Tena ontsa ny foko 😿 Fitiavana Donnie Miarisoa

Trop b, tena oe envi manao aona re zan mitsiriritra saka zan e! Ny biby hafa aza ts manao an'zan, nef d olombelona no nahavita anty 😱😱😱

Tsisy atido le nanao anzan ka 😤

Je n'ai plus les mots. Tena hoe... Tena hoe...😡😡😡😣😿😿😿

Mon cœur saigne😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭

Mety tay ngamba ny ao anaty lohan'le olona, fa biby ara tsy manao an'zany, efa tena ambany nohon'ny biby mintsy le toetran'olona manao an'itony, mapanaelo

nanao môlama sy jejojejo indray hoe ilay saka sa hoe ahoana ilay fitenin zareo mpanolana sy miray tsikombakomba amin ny mpanolana

Tena tsy azoko intsony mihintsy ka, de tena efa ratsy nohon'ny biby ka.

Tena tsy hitako intsony ny teny mahalaza ny zavatra tsapako...💔😭💔💔

😵😵😵😵 Raha ny teny ratsy tiako avoaka @ izany olona izany.... Kisoa T😵 tsivan

Dégoûtant 😡🤮

😱Tena efa tsy olombelona tsony kous kaa😠😠

Efa tena manana toe-tsaina Alina mits😡

Tsy hanopa ny biby aho ka hiteny hoe tena biby izany tsy vanona izany

😲 un chat? C'est pas vrai, karah olo lefaka fa tsy rah manjary kouni e

Andrekakio o.loza.tena ambany noho ny biby izany fisainana izany

Le monde à l'envers dans tous ses etats😒😑😥😱

Teto aho vo tena leo olombelona😫😤

Inonaa😮😭💔

Nirinahy Tifanny,,, tsô namboarin'olo tany koa maman'zanakanao 💔

Non kosa e 😪

Tovy srx kosa eee!?😢

Tena fisainana ambany noho ny biby ary tena tsy ati-doha no ao anaty lohan'izany olona izany

😥

💔💔💔

View more comments

4 weeks ago
Nifin’Akanga

🙄🙄🙄Resaka fanolanana.
🙄Hanangana fikambanana koa ny akoho ny farany raha izao no mitohy Marina aa
😔Misy raha tsy milamina eto amin'ny fiarahamonina Malagasy
✋️Stop au viol et à l'inceste
... See MoreSee Less

🙄🙄🙄Resaka fanolanana. 
🙄Hanangana fikambanana koa ny akoho ny farany raha izao no mitohy Marina aa
😔Misy raha tsy milamina eto aminny fiarahamonina Malagasy
✋️Stop au viol et à linceste

Comment on Facebook

Fa inona anefa ilay akanjo nanaovan'ilay akoho e? 🤭

Ilay akoho mihitsy no diso fa "plumes " fotsiny ve no hoentina mivoaka ny trano ? Ny lehilahy anie (hono) lehilahy foana, ny fakampanahy koa tsy maintsy misy fa ny akoho no tokony tsy hisehoseho. Manaova fitafy maotina ry akoho ah. 😜

Stop violence sur les poules😠

Tsy ilay fiara-monina loatra fa ilay fahantrana materialy sy ara-tsaina !

Arovy koa n'y akoho zany ko

Carina Vola Ras mety nahita an'ilay fe an'akoho izy dia tsy zakany 🤣

Navoko Rafalimandimbijaona 🤣🤣

Hasina Ratsimivony zoophilie

View more comments

1 month ago
Nifin’Akanga

😢 ... See MoreSee Less

1 month ago
Nifin’Akanga

📌Topics related to rape and incest are often considered taboo in Madagascar🇲🇬. Social and cultural pressures are still very present, and these acts are often associated with shame. 👉As a result, many women choose to suffer these forms of violence in silence. ❌Victims are doubly or even triply victimized: by sexual abuse, by judgment, and if they become pregnant, they are forced to keep the child resulting from the assault because therapeutic termination of pregnancy is strictly prohibited in Madagascar. ❌🇲🇬
📌According to Article 332 of the Malagasy Penal Code, any act of sexual penetration committed through violence, coercion, threat, or surprise on another person is considered rape.
📌As for incest, it is an illicit sexual union between relatives whose marriage is prohibited. 👉Although this practice is not defined in the Malagasy Penal Code, it is punished by Article 333 of the Penal Code and can be considered as "unnatural relations" under the law on the fight against Gender-Based Violence (GBV).
👉Rape committed against a minor aged 15 or under, as well as against a pregnant woman or a woman in a confirmed state of pregnancy, is a crime punishable by 5 to 20 years of forced labor.
📌Other cases of rape are considered serious offenses and are punishable by 5 to 10 years of imprisonment.
Attempted rape is also punishable. Marital rape is also subject to prosecution.
📌However, many cases of rape and incest are concealed, minimized, and camouflaged in society. Out-of-court settlements and corruption persist among authorities, Fokontany offices, up to the Palace of Justice, through the police force, especially in remote regions and areas.
🥺The law, therefore, remains poorly enforced, or even violated, and the penalties imposed remain light compared to the lifelong consequences that the perpetrators leave on their victims. ❌

👉Rights reserved: Nifin'Akanga Movement March 2023
... See MoreSee Less

1 month ago
Nifin’Akanga

💪🥰 Marche stop aux viols ❌ ... See MoreSee Less

💪🥰 Marche stop aux viols ❌
1 month ago
Nifin’Akanga

Le combat pour les droits des femmes continu 🙏 ... See MoreSee Less

2 months ago
Nifin’Akanga

❌ Divorce avec consentement mutuel à Madagascar ⁉️ 👉 Il est important de souligner que le droit malgache ne considère pas tous les manquements aux obligations conjugales comme des fautes graves justifiant le divorce. Ainsi, des actes tels que des disputes conjugales ou des différences de comportement ne suffisent pas à justifier un divorce sauf s'ils rendent la vie conjugale intolérable à l'un des époux.❌Pas de divorce si le maintien de la vie commune reste supportable ...

Le droit malgache reconnaît le divorce comme une procédure légale permettant la dissolution du mariage. Mais le divorce ne peut être accordé que si l'un des époux a manqué à ses obligations conjugales au point que le maintien de la vie commune est devenu insupportable pour l'autre époux. Autrement dit, le divorce n'est possible que dans le cas où est prouvée une faute grave de l'un ou des deux conjoints.

Les obligations conjugales comprennent notamment l'obligation de fidélité, l'obligation de secours et d'assistance, l'obligation de respect mutuel, l'obligation de cohabitation et l'obligation de contribution aux charges du mariage. En cas de manquement à l'une de ces obligations, le conjoint lésé peut demander le divorce

Il est donc important de souligner que le droit malgache ne considère pas tous les manquements aux obligations conjugales comme des fautes graves justifiant le divorce. Ainsi, des actes tels que des disputes conjugales ou des différences de comportement ne suffisent pas à justifier un divorce sauf s'ils rendent la vie conjugale intolérable à l'un des époux.

Photo prise sur FB
... See MoreSee Less

❌ Divorce avec consentement mutuel à Madagascar ⁉️ 👉 Il est important de souligner que le droit malgache ne considère pas tous les manquements aux obligations conjugales comme des fautes graves justifiant le divorce. Ainsi, des actes tels que des disputes conjugales ou des différences de comportement ne suffisent pas à justifier un divorce sauf sils rendent la vie conjugale intolérable à lun des époux.❌

Comment on Facebook

Il faut que les responsables innovent la loi par rapport au contexte social et d'autres. Triste réalité, une femme qui se sent mal aimé avec des incompatibilités de caractère du couple est obligé de rester avec son époux car ce n'est pas une raison suffisante de demander le divorce

Les lois malgaches ( presque toutes ) sont ENCORE des copies collés des lois françaises de l'ère coloniale 🤦😂😂 eseeehhhh ry fanjakana mahaomby 🤧

Je ne comprends pas pourquoi le malgache ne voit pas que s'engager, c'est mieux on peut librement se désengager. Pourquoi rendre les choses aussi mécaniques comme ça !!?👀

Dia samy very fanahy mbola velona eny...

Mamy Toony

Il est plus que temps de faire évoluer les lois…

Zan mits ko

🤣🤣🤣

'faut traduire là parce que même moi...qui a fait l'ecole secondaire ne comprends pas tres bien la définition exacte desdits "obligations" 🤔

Kanto Niaina 😅 sode hilaindry

View more comments

Load more